Ry Tanindraza nay malala o

1. Ry Tanindraza nay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anaotsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

REFRÄNG:
Tahionao ry Zanahary
'Ty No sindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay.

2. Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoan'anao
Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy
Sy mendrika tokoa.

REFRÄNG

3. Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahian' anao,
Ka Ilay Nahary 'zao ton tolo izao no
Fototra ijoroan, ny satanao.

REFRÄNG

Tillbaka till Madagaskar sidan